- Alatsinainy 15 Aprily 2013
Actualités.Minisitra Marcel Bernard Tsy azo ihodivirana ny « Vérité de prix » amin’ny solika
Tsy azo ihodivirana intsony fa tsy maintsy hampiharina ny « Vérité de Prix » amin’ny resaka vidin-tsolika voadio eto amintsika, hoy ny minisitry ny Angovo, Marcel Bernard, tafaresaka tamin’ny mpanao gazety omaly.
Hamaky ny tohiny