• Talata 23 Aprily 2013
Actualités.Fananan’i Marc Ravalomanana Mitohy ny fandrobana

Lasibatry ny mpandroba ny fananan’Atoa Marc Ravalomanana ao Toamasina, ahitana ny Magro Morafeno sy Tanambao V, ny TOP II sy ny MANA eny amin’ny seranantsambo, ny “Agence Tiko” Bd Augagneur teo aloha, ary ny tranombarotra Roso teo aloha ao Ampasimazava.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Aprily 2013
Actualités.Lalam-pirenena faha-05 “Bye- bye” ny fanamboaran-dalana

“Raha tsy mahavita ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-05 ny MainLand, dia horaisintsika ny fanamboarana azy dia horoahantsika miala eto io orinasa Sinoa io fa tsy misy ilana azy eto”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aprily 2013
Actualités.Jeneraly Rakotonandrasana Noel Navoaka ny fonja omaly

Nahazo fahafahana vonjimaika ary dia navoaka ny fonjan’Antanimora nitazonana azy ny jeneraly Rakotonandrasana Noel.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aprily 2013
Actualités.Mpampianatra FRAM Tsy misy mpiraharaha

Herinandro omaly no nanao fitokonana ireo mpampianatra FRAM eto amin’ny Faritra Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Aprily 2013
Actualités.Didier Ratsiraka Ho tonga amin’ny alakamisy

Ofisialy izao fa ho tonga eto Madagasikara ny alakamisy 18 aprily maraina ho avy izao ny amiraly Didier Ratsiraka sy ny fianakaviany.

Hamaky ny tohiny
FTT