• Alarobia 10 Jolay 2013
Actualités.Fipoahan-javatra mahery vaika Zaza roa naratra mafy, iray miady amin’ny fahafatesana

Zazalahy roa mpinamana no naratra mafy tao Tanamakoa Toamasina, nipoahan’ny zavatra nolalaovin’izy ireo omaly tokony ho tamin’ny 9ora sy sasany maraina. Raha ny fanazavan’ireo mponina manodidina ilay fipoahana dia zavatra narehitr’izy roalahy ity nipoaka mafy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2013
Actualités.Antsirabe Nitokona ireo taksibe sasany

Nitokona ny kaoperativa mpitatitra sasany ao an-drenivohitry ny Faritra Vakinankaratra ny marainan’ny talata 09 jolay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2013
Actualités.Raharaha Ranovisy Antsirabe Nivoaka ihany ny didim-pitsarana

Nivoaka ihany ny didim-pitsarana mahakasika ny Ranovisy Antsirabe rehefa ela ny ela. Ny marainan’ny talata 09 mey tokoa moa no voatondro fa hivoahan’ity didy ity ka dia izao tafavoaka izao ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2013
Actualités.Tombontsoa ho an’ireo filoha taloha Vesatra ho an’ny vahoaka efa tena sahirana, hoy i Satrobory

Tsy dia azoazon’ny Rév. Satrobory loatra ilay lalàna fanomezana tombontsoa mihoapampana ireo filoham-pirenena sy ireo filoham-panjakana teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2013
Actualités.TVM Mizaka ny tsy fitiavan’ny olona ny FAT

Isaky ny mitatra ny tetezamita sy miovaova hevitra i Andry Rajoelina dia miha mihena hatrany koa ny fitiavan’ny olom-pirenena azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Mey 2013
Actualités.Antsirabe Renivohitra Rakotry ny valala indray

Raha ny reny no nankalaza ny fetiny ny andron’ny alahady 26 mey dia ny ankizy madinika indray no nifalihavanja tamin’ny andiam-balala omaly tontolo andro. Rakotry ny andiam-balala indray mantsy ny tanànan’Antsirabe nanomboka tamin’ny 11 ora antoandro ary tsy niala mihitsy raha tsy tamin’ny tamin’ny 05 ora hariva.

Hamaky ny tohiny
FTT