- Alakamisy 18 Jolay 2013
Actualités.Magro Behoririka Hanao fampisehoan-kery amin’ny sabotsy
Miomana hanao hetsika goavana ny ankolafy Ravalomanana amin’ny sabotsy 20 jolay izao. Tsy mbola nampahafantarina ny andinindininy sy ny mety ho endriky ny hetsika, fa ny hany fantatra hatreto dia ho ao amin’ny Magro Behoririka, toerana efa mahazatra azy ireo no ho ambohipihaonana.
Hamaky ny tohiny