Actualités

TAPATAPANY


  • Alakamisy 18 Jolay 2013


“Tsy hitsara fanadinana CEPE sy BEPC izahay raha tsy azo ny vola”. Io no nambaran’ny mpampianatra miankina amin’ny fanjakana tao amin’ny CEG Tsimbazaza omaly maraina. Nampahatsiahy ny tambin-karamany tsy voaloa tamin’ny herintaona izy ireo fa tsy hanakorontana akory, araka ny filazan’ny solontenany izay niakatraka-pitenenana ihany.

Nahatratra 13.083 ny taratasim-panadinana notsaraina tao amin’ny CEG Antanimena omaly alarobia. Raha ny filazan’ireo mpitsara dia ny taranja frantsay no somary nanahirana ny ankizy. Ny tantara kosa no nivoatra tsara. Eny amin’ny INFP Mahamasina no hatoby ireo taratasim-panadinana rehetra rehefa voatsara.

Mpiadina CEPE miisa telo ndeha hamonjy fodiana rehefa avy niatrika fanadinana tany Beroroha no naratra voafititry ny dahalo, nanafika ny fiara nitondra azy ireo. Tao Iloto Menamaty no nitrangan’ny fanafihana omaly, ary fiara hihazo an’i Ranohira no lasibatra saingy afaka nitsoaka.

Nangonin-dRabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT