Actualités

Randrianjatovo Henri “Ny iraisam-pirenena no mitsipaka ny lalŕna”


  • Alakamisy 18 Jolay 2013

Nampahatsiahy ireo mpiara-mitolona aminy hiverenan’ny ara-dalŕna tonga tetsy amin’ny Magro Behoririka Atoa Randrianjatovo Henri omaly fa ombieny ombieny ny iraisam-pirenena dia nanome toromarika hoe : “araho ny lalŕna”, “ampiharo ny tondrozotra”.

Ankehitriny anefa, hoy ity mpikambana CST avy amin’ny ankolafy Ravalomanana ity, dia ny iraisam-pirenena indray no mitsipaka ny lalàna. Nampiomana ireo mpiara-dia aminy izy, hivonona amin’ny fiatrehana ny tery vay manta ataon’ny iraisam-pirenena mihevitra ny hanilika kandida tsotra izao. Sady manambany no manitsakitsaka ny Malagasy izany ka tsy azo ekena, hoy ny CST Randrianjatovo Henri.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT