Actualités

Tiébilé Dramé Niala tsy ho kandida filoham-pirenena any Mali


  • Alakamisy 18 Jolay 2013

Anarana tsy vaovao amin’ny Malagasy i Tiébilé Dramé.

 Efa nomen’ny iraisam-pirenena iraka hanelanelana teto Madagasikara izy, tamin’ny fiandohan’ny krizy. Kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena hatao any Mali amin’ny 28 jolay izao i Tiébilé Dramé. Niala andaharana anefa ny lehilahy rehefa mahatsapa fa tsy feno ny fepetra hizoran’izany fifidianana izany ara-dalàna. Milaza ny tsy ho sakana amin’ny fanatanterahana izany anefa ny tenany. Miisa 27 ny kandida hifaninana afaka folo andro.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT