- Talata 23 Jolay 2013
Actualités.Tsy voafehy ny andiam-balala Mananontanona ny mosary, lasibatra ny zaza latsaky ny 5 taona
Tsy mbola tena hita ny vahaolana amin’ny firongatry ny andiam-balala eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Raha ny zava-misy aloha dia rakotra tanteraka ny faritra tapany atsimo sy andrefan’ny Nosy.
Hamaky ny tohiny