• Talata 25 Septambra 2012
Actualités.Komando manenjika dahalo Vokatra iray isan-kerinandro

Rehefa nodinihana ny zava-misy dia tsikaritra fa mba misy fampitam-baovao isan-kerinandro ny ampaham-bokatry ny asan'ny komando tarihan'ny kolonely Lylison. Herinandro taorian'ny nahatongavan'izy ireo tany Betroka dia voasambotra i Tokanono ilay hoe mpimasin-dRemenabila.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2012
Actualités.Lamasinina zotra Moramanga-Ambato Lasa familafilana vahoaka

Eo amin’ny fotoana tena ilana ny fiarandalamby no re fa miato indray ny zotra mampitohy an’Ambatondrazaka amin’i Moramanga na MLA.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Septambra 2012
Actualités.Afrikanina Tatsimo maty tany Toliara Efa nalain-drainy ny razana sy ny sambony

Nalain’ny rainy ny vatana mangatsiakan’i Dinoh Edouard, ilay teratany Afrikanina Tatsimo hita maty tany Sarodrano Toliara II ny talata 18 septambra teo rehefa voamarin’ny mpitsabo nanao ny fizahana ny razana fa maty an-dranomasina tokoa ny zanany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Septambra 2012
Actualités.Asan-dahalo any atsimo Resaka harena ankibon'ny tany

Manomboka mivoaka izao ny resaka fa tena mety fitrandrahana harena ankibon'ny tany no ambadiky ny asan-dahalo any atsimo, mampihorohoro ny mponina ka mahatonga azy ireo mifindra monina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Septambra 2012
Actualités.IT University Efa misy mpamandrika sahady ny mpianany

Oniversite tsy miankina manofana maripahaizana ambony momba ny informatika ny IT University eny Andoharanofotsy.

Hamaky ny tohiny
FTT