Actualités

Fanjakana anglisy Tera-dahy i Kate sy William


  • Talata 23 Jolay 2013

Ela niandrasana ka tonga tokoa. Naniry zaza ka tera-dahy.

Teraka tao amin’ny hopitaly St Mary ao Londres omaly alatsinainy 22 jolay, tokony ho tamin’ny efatra ora sy 24 minitra ora any an-toerana, amin’ny enina ora sy 24 minitra aty Madagasikara, i Kate Middleton vadin’ny printsy William. Nanamafy izany ny fampitam-baovaon’ny Buckingham Palace, fa tonga ny zaza ary salama tsara. Tsy mbola nambara ny anaran’ity lahimatoa sady voalohan-janaky ny printsy William sy Kate Middleton ity, hatramin’ny nivadian’izy ireo ny volana aprily 2011. Ity zaza ity no ho fahatelo handimby ny printsy Charles sy ny printsy William eo amin’ny fiandrianan’ny mpanjaka any Angletera.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT