Actualités

Analakely-Behoririka Nanidy trano ny ankamaroan’ny mpivarotra


  • Talata 23 Jolay 2013

Nandeha ny feo fa dia misy andian’olona nikasa handroba, nanararaotra ny hetsika politika notarihin’ny antokoa Avotra ho an’ny Firenena, ka dia nanidy trano ny ankamaroan’ny mpivarotra teny Analakely hatrany Behoririka sy Tsiazotafo iny, omaly antoandro.

 Nanamafy rahateo ny kolonely Rakotomahanina Florens, komandin’ny fari-piadidian’ny zandarimaria Antananarivo, fa nahazo angom-baovao amin’ny fisiana andian’olona nikasa handroba izy ireo, toy izany koa ny fisiana olona nizara vola teny akaikin’ny Tranompokonolona Isotry, ka efa niatrana teny Analakely sy ny manodidina. Nisy fiantraikany tamin’ny fizotry ny fifamoivoizana ity hetsika ity, izay niteraka fitohanan’ny fiara indrindra raha hiditra tao afovoan’Analakely.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT