- Alakamisy 04 Oktobra 2012
Actualités.Rah-Ckiky MD ao Ambalatavoahangy
Voarohirohy amina fakana tany manan-tompo tao Tsararivotra Betainaomby-Toamasina i Rah-Ckiky ary dia nidoboka am-ponja ao Ambalatavoahangy nanomboka ny zoma teo.
Hamaky ny tohinyVoarohirohy amina fakana tany manan-tompo tao Tsararivotra Betainaomby-Toamasina i Rah-Ckiky ary dia nidoboka am-ponja ao Ambalatavoahangy nanomboka ny zoma teo.
Hamaky ny tohinyAmbohipihaonan’ireo mpikambana SEMPAMA avy amin’ny lafivalon’ny Nosy eto Antananarivo.
Hamaky ny tohinyMaro amin’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra any Tôlagnaro no mitaraina amin’ny afitsok’ireo mpampianatra sy talen-tsekolim-panjakana sasany. Mahazo vahana ny afera amin’ny fivarotana toerana amin’izao ankatoky ny fidiran’ny mpianatra izao.
Hamaky ny tohinyMaro ny ranomainty lany mikasika ity resaka «bois de rose» malagasy ity, tsy eto Madagasikara ihany fa manerana izao tontolo izao.
Hamaky ny tohinyNitrangana savorovoro teny amin’ny toby fiantsonan’ny fiara Fasan’ny Karana omaly.
Hamaky ny tohinyNa dia tsy mbola tena tafiditra anaty fahavaratra akory aza isika, dia efa manomboka sahady ny delestazy eto Antananarivo sy ny manodidina, ary niaina izany ny teny amin'iny faritra Ampitatafika sy Itaosy iny, omaly alina nanomboka tamin'ny 8 ora sy 25 minitra, raha araka ny fitantaran'ny mponina eny an-toerana.
Hamaky ny tohiny