- Zoma 26 Jolay 2013
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Famoriam-bahoaka tsy nahazoana alalana, fanohintohinana fiainam-bahoaka ary fanelingelenana fifamoivoizana.
Hamaky ny tohinyTsy tanteraka ny fifidianana filoham-pirenena izay voatondro hotanterahana omaly alarobia 24 jolay 2013. Tsy mbola fantatra mazava ihany koa ireo tetiandrom-pifidianana vaovao taorian’ireo dinika maro samihafa nisy teo amin’ireo andrim-panjakana sy ireo mpiara-miombon’antoka misy amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyAzo atao tsara ny mampidina ny vidim-bary eto amintsika mba hiadanan'ny vahoaka madinika nefa tsy hamonoana ireo tantsaha mpamokatra, hoy ny Dr Jules Andriamaholison mpikambana ao amin’ny Komitim-panavotana ho an'i Madagasikara (KPM) izay vondrona ahitana ireo mpikambana eo anivon'ny Filankevitra ambonin'ny tetezamita (CST) nesorina tamin'ny toerany.
Hamaky ny tohinyNy andro sisa andrasana fa raha ny momba ny lafiny teknika rehetra dia efa vonona avokoa ny fanomanana, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena ny Dr Manoro Régis, nandritra ny tafa nifanaovany tamin’ny mpanao gazety omaly teny amin’ny birao fiasany Anosy.
Hamaky ny tohinyEfa nanomboka ny taona 2000 tany ho any no efa nivoizana ity voambolana “miralenta” ity ho antsika eto Madagasikara. Nanampy tosika lehibe tamin’izany ny fisokafantsika bebe kokoa teo amin’ny fiaraha-miasa tamin’ny firenena maro tany ivelany.
Hamaky ny tohiny