Actualités

Dr Jules Andriamaholison Azo atao tsara ny mampidina ny vidim-bary


  • Alakamisy 25 Jolay 2013

Azo atao tsara ny mampidina ny vidim-bary eto amintsika mba hiadanan'ny vahoaka madinika nefa tsy hamonoana ireo tantsaha mpamokatra, hoy ny Dr Jules Andriamaholison mpikambana ao amin’ny Komitim-panavotana ho an'i Madagasikara (KPM) izay vondrona ahitana ireo mpikambana eo anivon'ny Filankevitra ambonin'ny tetezamita (CST) nesorina tamin'ny toerany.

Amin'ny alalan'ny famatsiana vola ny vidim-bary izay tokony hataon'ny fanjakana no hahafahana mampihena izany, hoy ny Dr Jules Andriamaholison fa tsy lanilaniana fotsiny ny volam-bahoaka. Ny vary mantsy ankehitriny no tena mahaory ny isan-tokantrano, hoy ihany ity mpikambana CST ity antony nanosika azy ireo hizara fotsimbary ho an'ireo olona sahirana teny La Réunion kely Ampefiloha omaly. Nanamafy moa ny KPM fa raha mifarana ny krizy dia vitan'izy ireo ny mamerina ny AGOA mba hahafahan'ireo very asa miaina toy ny teo aloha indray.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sekertera jeneraly
  • Alakamisy 07 Mey 2026

vaovaon’ny Minisiteran’ny jono

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alakamisy 07 Mey 2026

"Ny fizahantany dia afaka

  • Raharaha ENMG
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Ampiharo ny lalàna ! »

  • Fitrandrahana solika
  • Alakamisy 07 Mey 2026

any amin’ny Plateau Mahafaly

  • ZAZA 5 TAONA
  • Alakamisy 07 Mey 2026

NISY NAMONO TANY MANDRITSARA

  • ANKILILAOKA-RN 9
  • Alakamisy 07 Mey 2026

Sarona ny tambajotra mpitrandraka hazo tsy ara-dalana

Hijery ny tohiny
FTT