- Zoma 26 Jolay 2013
Actualités.Tsiazotafo Mitaky vola ankitsirano izao ilay polisy
Omaly alakamisy tokony ho tamin'ny iray maraina teny amin'ny manodidina an'i Tsiazotafo raha nisy olona sendra nanatitra ny namany handray fiarakaretsaka somary nanalavitra ny fiarany dia nisy fiara 4x4 miloko maitso an’ny polisy tonga, nijanona ary nisava ilay tovolahy ka nanontany ny kara-panondrony.
Hamaky ny tohiny