• Sabotsy 27 Jolay 2013
Actualités.Toamasina Dahalo tratra niaraka tamin’ny basy Mas36 sy “Calibre-12” ary bala

Nifanehitra tamin’ny dahalo enin-dahy tamin’ny lalam-pirenena faha-5 iny ny zandary avy eo anivon’ny vondron-tobim-paritr’i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Jolay 2013
Actualités.JMJ Tamin-kafaliana no nitsenan’ireo tanora ny Papa François

Na dia teo aza ny ora-nikija sy ny hirifirin’ny hatsiaka dia tsy nahasakana ireo tanora marobe tonga nitsena ny Papa François ny alakamisy alina lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Jolay 2013
Actualités.Amparafaravola Mitety vohitra ny jiolahy

Mahatsiaro mijaly ny mponina ao anatin’ny Distrik’Amparafaravola amin’ny afitsoky ny jiolahy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Jolay 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Jolay 2013
Actualités.Minisitra nidaroka mpitsara Hiakatra Fitsarana Ambony anio

Handalo Fitsarana ambony anio ilay raharaha nitorian’ny vehivavy mpitsara iray ilay lehilahy minisitra teo aloha izay nikasi-tanana azy teny Ampefiloha ny 10 jona 2013.

Hamaky ny tohiny
FTT