Actualités

JMJ Tamin-kafaliana no nitsenan’ireo tanora ny Papa François


  • Sabotsy 27 Jolay 2013

Na dia teo aza ny ora-nikija sy ny hirifirin’ny hatsiaka dia tsy nahasakana ireo tanora marobe tonga nitsena ny Papa François ny alakamisy alina lasa teo.

Ny Ray Masina rahateo no nitarika ny lamesa lehibe teo amin’ny morontsirak’i Copacabana ao Rio de Janeiro. Fiarakodia manokana no nandehanany mazava ho azy, nahafahany namakivaky ireo tanora niandry azy, nahafahany koa nanoroka zazakely. Ity dia any Brezila ity no fitsidihana tany ivelany voalohany nataon’ny Papa François hatramin’ny naha Papa azy. Nialoha ny nihazoany ny morontsirak’i Rio dia nijery toby natokana ho an’ireo sahirana ny tenany. Tamin’izany no niantsoany ny rehetra hahay hizara, nanentanany ireo mpanankarena hanampy ireo tra-pahasahiranana.

 ANA

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT