• Zoma 12 Oktobra 2012
Actualités.Famindram-pahefana zandary Niteraka fitohanana nandritra ny ora maro

Tsy nisy tsy nimenomenona ireo rehetra mamonjy asa sy fianarana ka mihazo an’Anosy, Tsimbazaza na koa Mahamasina omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2012
Actualités.Famonoana afo Homena toerana ireo mpitarika ny Sempama ?

Ambetin-dresaky ny ankamaroan’ny mpampianatra sy mpanara-baovao ao Amoron’i Mania amin’izao fotoana izao ny mety ho fitohizany na tsia ny fitokonan’ireo mpanabe mpiasam-panjakana any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2012
Actualités.«Piscine olympique» Dobo an-drano tao

Nipoapoaka ny fampanantenana ny tanora mpanao fanatanjahantena Malagasy fa dia hanamboarana «Piscine olympique», mba hahafahan’izy ireo manao fanazarantena mandavan-taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2012
Actualités.Tontolon’ny fampianarana Tonga ny «Tsunami»

Tsy vazivazy araka ny efa nitaterana azy an-gazety teto fa dia tonga tokoa ny “Tsunami” ho an’ireo mpampianatra ao Vakinankaratra amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2012
Actualités.Amboasary Atsimo Kere indray ‘ty ndaty

Noho ny firongatry ny asan-dahalo saika isan’andro vaky any amin’ny Distrikan’Amboasary Atsimo, Faritra Anosy izay tsy afahan’ny vahoaka mihary, eo ihany koa ny fiantraikan’ny toetr’andro dia maina tanteraka amin’izao ny tany ary tsy misy rano intsony ny reniranon’i Mandrare.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2012
Actualités.Lozam-pifamoivoizana Tonga hatrany ny fifandoloam-pahefana

Nisy fiarakaretsaka sy moto nifandona ny talata hariva 9 oktobra tokony ho tamin’ny 6 ora tetsy Volaniray Anosibe, amin’ny lalana mihazo an-dry masera Ilanivato Anosipatrana.

Hamaky ny tohiny
FTT