Actualités

Fikasihan-tanana mpitsara Nahazo fahafahana vonjimaika ilay minisitra taloha


  • Sabotsy 27 Jolay 2013


Nihemotra ho amin’ny 23 aogositra ny fitsarana ilay raharaha fikasihan-tanana nataon’ny minisitry ny fifandraisan-davitra sy paositra teo aloha, Iharizaka Rahaingoson tamina vehivavy mpitsara iray, nitranga teny Ampefiloha ny 10 jolay 2013. Nohelohin’ny fitsarana ambaratonga voalohany teto Antananarivo higadra telo volana an-tranomaizina sazy mihatra ilay minisitra teo aloha vokatr’io. Nampiakatra fitsarana ambony ny voampanga, ary tokony ho omaly ny fitsarana saingy izao nihemotra izao. Nahazo fahafahana vonjimaika omaly kosa ilay minisitra teo aloha.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT