Actualités

Ampahimanga Ambohimanambola Nikoropaka ny mponina fa hoe hipoaka ny gazy tao amin’ny Total


  • Sabotsy 27 Jolay 2013


Nanaitra ny mponina tao Ampahimanga Ambohimanambola omaly antoandro ny fisian’ny fiaran’ny mpamonjy voina niraondraona nanitsy tao amin’ny toerana misy orinasa maromaro toy ny Papmad, Focus, Total … fa mitady hipoaka ny gazy tao amin’ity orinasa farany ity. Haingana moa ny fahatongavan’ireto mpamonjy voina ireto rehefa nisy niantso ka ny nanondraka ny manodidina ity orinasa ity no nataon-dry zareo rehefa tsy nahita firehetana tao an-toerana. Tsy fantatra marina moa izay tena zava-niseho tao anatin’ity orinasa ity ka nampikoropaka ny olona tao fa dia toy ny tsy nisy na inona na inona mihitsy teny an-toerana fotoana fohy monja nahatongavan’ireto mpamonjy voina ireto.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT