• Alatsinainy 29 Jolay 2013
Actualités.Fiofanana informatika Misy tombony ny mandalina isan’olona

Mahazatra hatramin’izay ny manaraka fiofanana iarahan’ny daholobe rehefa misy taranja na sampam-pianarana iray tiana hofehezina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2013
Actualités.Toliara Mirongatra ny asan -jiolahy sy fivarotan-tenan’ny ankizy

Na dia miezaka manao izay tratry ny ainy sy ny heriny ireo mpitandro filaminana, tsy ampy isa sy fitaovana, dia ho zava-poana izany raha tsy ny vahoaka mihitsy no miara-mientana, hoy ny Commissaire Central, Lebiria Tolojara Rufin.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2013
Actualités.Quincaillerie voatafika Nirefotra ny basy, lasan’ny jiolahy ny 8 tapitrisa Ariary

Lasibatry ny jiolahy mitam-basy ny tranombarotra MOMO ao Bazary Be Toamasina ny sabotsy 27 jolay, tokony ho tamin’ny 11ora antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Jolay 2013
Actualités.Sabata Mainty Nisambotra zandary sy polisy ny Emmo-Reg

Ny eo tsy mivoaka, ny hafa asesika ihany ! Tsy maintsy nisambotra ny Emmo-Reg rehefa tototry ny fanakianana taorian’ny fanambarana nataony ny talata 23 jolay lasa teo fa misy mikotrika Sabata Mainty (Samedi Noir), ka handrehitra an’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Jolay 2013
Actualités.Alain Andriamiseza Nihemotra fa matahotra tsy hahazo olona

Tsy raikitra indray ilay famorian’olona nokasain’ireo Malagasy manohana ny fehinkevitry ny FFKM, tarihin-dry Alain Andriamiseza, hatao tetsy Antsahamanitra. Nahazo alalana avy amin’ny prefen’ny polisy Antananarivo izy ireo, ary efa neken’ny mpitantana an’Antsahamanitra hampiasa ny toerana saingy nihemotra tamin’ny ora farany ry Alain Andriamiseza.

Hamaky ny tohiny
FTT