- Talata 30 Jolay 2013
Actualités.Kaominina Antsirabe Renivohitra Nahazo karama ihany ny mpiasa
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Lehilahy telo izao no maty novonoin’ny fokonolona sady nodorana tato anatin’ny roa andro monja tao amin’ny fokontany Tsararivotra Ambositra, sy kaominina Ankazoambo vokatry ny hatezeran’ny fokonolona nilazany fa dahalo ireo olona ireo.
Hamaky ny tohinyNahomby ny paikadin’ny Emmo-Reg. Nangingina teto an-drenivohitra ny sabotsy 27 jolay teo rehefa nandre ny filazana mialoha fa misy mikotrika “Sabotsy Mainty”.
Hamaky ny tohinyTsy misy tsy miaiky ankehitriny ny fiakarana nisy teo amin'ny sandan'ny serasera teto Madagasikara noho ny nametrahan'ny fanjakana haba vaovao tamin'ireo orinasan-tserasera volana vitsy lasa izay.
Hamaky ny tohinyTsy ho lanin’ny Gasy mihitsy ny harena misy ato amin’ity tany Madagasikara ity raha atao ara-drariny tsara ny fitrandrahana azy, hoy ny CST Andriatahiry Lalao avy amin’ny UDR-C.
Hamaky ny tohiny