- Talata 30 Jolay 2013
Actualités.Nibizina basy sy bala Nigadra enim-bolana ilay kolonely
Notsaraina nandritra ny «Cour Criminelle Ordinaire» tany Toliara, ny zoma 26 jolay lasa teo, ireo olona valo ka zaza tsy ampy taona ny iray izay voampanga nahatrarana basy miisa 76 sy bala 1 039 (iray gony) miampy basy tsy mbola voatambatra 24, ary boky maro mirakitra toromarika momba ny fampiasana ireto fitaovam-piadiana ireto, izay saron’ny polisy nanao fisafoana tao anaty fiarakaretsaka nampiahiahy, ny 30 novambra 2012.
Hamaky ny tohiny