Actualités

Toby Nenilava Tolagnaro Trano 10 may kila, fianakaviana 40 traboina


  • Talata 30 Jolay 2013


Kila forehitra, lasa lavenona tsy nisy noraisina, ny entan’ireo fianakaviana maherin’ny 40 nonina tamin’ny trano miisa 10 ao amin’ny Toby Nenilava ao Tolagnaro. Ny zoma hifoha sabotsy tokony ho tany amin’ny 1ora maraina, no niseho ny hain-trano. An-tapitrisany maro Ariary no tombam-bidin’ireo entana mahakasika ny fiainan’ireo fianakaviana, toy ny Baiboly sy boky soratra masina, fitafiana, sakafo eny fa hatramin’ny fitaovam-pianaran’ireo mpianatra hiatrika fanadinana... Ny lamba sy fitafiana teny an-koditra no sisa tavela. Vokatry ny tsy fitandremana nataona tovolahy iray no nahatonga ny afo. Noho fifanomezan-tanana nataon’ny manodidina, no tsy nitarany lavitra. Soa fa tsy nisy ny aina nafoy na olona naratra.

 

Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT