- Alarobia 31 Jolay 2013
Actualités.Amparafaravola Mihatra ny fepetra amin’ny tany misy hotakotaka
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Afa-baraka tanteraka ny olobe CST mpanao lalàna tetsy Anosikely, hoy ny Me Hanitra Razafimanantsoa, rehefa baikoan’ny teny midina tsy maintsy arahina rehefa hanapaka lalàna iray.
Hamaky ny tohinyNoho ny namoizany tampoka ny rain’i Alain Andriamiseza, mpitarika ny MMFF (Malagasy Manohana ny Fehinkevitra nivoaka tamin’ny Fivorian’ny FFKM) dia nahemotra ho amin’ny sabotsy 10 aogositra indray ilay hetsika saika notanterahin’izy ireo tetsy Antsahamanitra ny sabotsy 27 jolay, mikasika ny fanarenana ifotony ny fiainam-pirenena izay hiarahany amin’ny vahoaka.
Hamaky ny tohinyVokatry ny krizy dia betsaka ny olona no manaotao foana sy tsy mandinika intsony ny zavatra ataony.
Hamaky ny tohinyNa dia tsy mitovy aza ny foto-kevitra ijoroana dia azo ambara fa iray ihany ny tanjona ho an’ny «Cellule de crise» sy ny komity manohana ny fehinkevitry ny FFKM tarihan’i Alain Andriamiseza.
Hamaky ny tohiny