• Talata 06 Novambra 2012
Actualités.17 taona nahamay ny Rova Mody fanina ny tetezamita, fa nahoana ?

Feno 17 taona amin’ity anio ity no nahamay ny Rovan’i Manjakamiadana. Niniana nodorana moa ny Rova ary efa nisy ireo olona 20 mianadahy nidoboka any am-ponja noho izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Novambra 2012
Actualités.Sarandalana 400 Ariary Nandresy ny UCTU notohanan’ny CUA

Azo ambara fa fandresena ho an’ny UCTU no nitranga teo amin’ny fizotran’ny fampakarana ny sarandalan’ny zotram-pitaterana andrenivohitra ho 400 Ariary raha ny zava-nisy omaly alatsinainy 5 novambra no asian-teny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Novambra 2012
Actualités.Korontana etsy sy eroa Tombontsoa ho an’iza marina ?

Efa am-bolana maro izao no mandeha be ny resaka fa misy olona ambony, mpanao politika ary manamboninahitra manampy an-dRemenabila.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Novambra 2012
Actualités.Sendika Horavana sy hohavaozina ny SEMPAMA ?

Notontosaina ny talata 23 oktobra 2012 teo, teo anivon’ny biraon’ny DREN Vakinankaratra ny fivoriana voalohany notarihin’ny talem-paritry ny fanabeazam-pirenena Vakinankaratra, Atoa Rakotomalala Andriamihaja.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Novambra 2012
Actualités.Saran-dalana 400 Ar Mihatra amin’ny ampahany

Azo ambara hoe mihatra amin’ny ampahany ny fisondrotan’ny saran-dalan’ny taksibe ho 400 ariary, raha ny zava-misy teto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina tao anatin’ny roa andro no dinihana.

Hamaky ny tohiny
FTT