• Zoma 09 Novambra 2012
Actualités.Tetikasa Ambatovy Miala any ny valin-kafatra

Manoloana ny fitakiana vola ataon’ireo mpiasa tapitra “contrat” ka manao ilay hetsika “Tsy misy miala aketo niany” any Toamasina dia nivoaka tamin’ny fahanginany ny tetikasa Ambatovy ka nilaza fa tsy hanaiky handoa io vola io ary tsy tompon’andraikitra amin’izay zavatra mety hitranga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Novambra 2012
Actualités.Voahosihosy ny tondrozotra Gazety telo no indray hiakatra fitsarana

Tompon’andraikitra telo mirahalahy avy amina gazety mpiseho isan’andro no indray voaantso hatao famotorana teny amin’ny zandarimariam-pirenena Betongolo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Novambra 2012
Actualités.Tetibola 2013 Mahaiza mionona

Anisan’ireo CT nilaza ho efa nanokana fotoana naharitraritra namadibadihana sy nandinihana ny volavolan-dalànan’ny tetibolam-panjakana 2013 i Jean Nicolas Randrianasolo voatendry avy any Betroka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Novambra 2012
Actualités.Remenabila Hitolo-batana ?

Re indray izao, araka ny tatitra nataon’ny kolonely Balbine, anisan’ny mpitari-tafika any Betroka, ao anatin’ny «Opération Tandroka» fa efa tena reraka noho ny ratra nahazo azy i Remenabila ka mieritreritra ny hitolo-batana, saingy matahotra ny ho faty, hono, raha raikitra ny fifandonana amin’ny mpitandro filaminana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2012
Actualités.Hopitaly manarapenitra, tranon’ny mpianatra Mijoro ny rindrina fa gidragidra ny fampitaovana

Na dia nafampana aza ny adihevitra nandritra ny fifanatrehan’ny Governemanta sy ny Kongresin’ny tetezamita tamin’ny alatsinainy teo, hoy ny CT Abdallah M’Chindra avy any Antsiranana, dia hita taratra tamin’ireny fa ny hevitra no miady saingy amin’ny farany dia hita ihany ny marimarina iraisana, araka ny fiteniko azy fa tsy marimaritra iraisana toy ny mahazatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2012
Actualités.Fiarabe fakana fako Nanjavona ilay fanomezana ho an’Antsirabe

Resabe ao an-tanànan’Antsirabe amin’izao fotoana ny mahakasika ilay fiarabe nambara fa fanomezana avy amin-dRajoelina tamin’ny nanitsahany voalohany ny tokotanin’Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
FTT