• Alatsinainy 03 Desambra 2012
Actualités.Tandindomin-doza ny hoavy Mitsoaka ireo manampahaizana

Tsy dia misy mpiresaka firy kanefa zavatra tena mampatahotra ho an’ny hoavin’ny firenena ny fialan’ireo avara-pianarana sy manampahaizana malagasy eto, ka hifindran’izy ireo any ampitan-dranomasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2012
Actualités.TV Plus Madagascar Handrakotra an’i Madagasikara ?

Tontosa ny sabotsy 1 desambra teo ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny TV Plus Toliara, izay fahitalavitra tsy miankina voalohany ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Novambra 2012
Actualités.Herisetra tany atsimo Hitsangana ny “AV SUD”

Mbola resabe any Faradofay hatramin’izao ny akon’ny “Opération Tandroka”, hamerenana amin’ny lanoniny ny fandriampahalemana. Samy manana ny filazany sy ny fanazavany ireo mpahay miresaka na dia tsy nahita ny zava-nisy marina tany atsimo aza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Novambra 2012
Actualités.Fiarovana ny zon’ny mpanjifa Goragora ny lalàna

Raharaha anisan’ny mbola maha be resaka ankehitriny ny fisondrotry ny sarandalan’ny taksibe eto an-drenivohitra sy ny fiantraikan’izany. Vahinin’ny SOKELA anio Rakotorova Rabetsara dit Ralita mpanorina ny «Confédération Nationale pour la Défense des Consommateurs (CNDC)», manazava ny andraikitry mpiaro ny zon’ny mpanjifa manoloana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Novambra 2012
Actualités.Tsy milamina ny tany Miaramilan’ny RM3 manendaka

Anisan’ny mampitaraina ireo mpiasa sy ny olona ary ireo mpivelona amin’ny posy bisikileta tratra hariva mamonjy fodiana ny afitsok’ireo jiolahy mpanendaka ao amin’ny bazary Valpinson Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Novambra 2012
Actualités.Ady tany Hararaotin’ny mpanao politika koa

Natolotra ireo tompon’andraikitra mikasika ny fananantany teny amin’ny hotely Panorama omaly alarobia 28 novambra ny valin’ny fikarohana nataon’ny Observatoire du foncier momba ny tany sy ny fananantany.

Hamaky ny tohiny
FTT