Joaquim Chissano

> Afangarony ny fanelanelanana sy fitsarana


  • Alakamisy 08 Aogositra 2013

Mbola ny fanakanana ny maha kandidà an’i Neny Lalao Ravalomanana amin’ny fifidianana filoham-pirenena no mibahana any an-tsain’ny vahoaka.

Afangaron’ny ekipan’i Joaquim Chissano ny fanelanelanana sy fitsarana, hoy i Manoela tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Tsy hitan-dry Chissano akory hoe : efa hatramin’ny oviana moa ny filoha Marc Ravalomanana mianakavy no te hody ? Nihetsika mikasika izany ve ny iraisam-pirenena sa fanambarana ihany? Fa izao ny mpanongam-panjakana, izay voasazy anatin’ny 109, tsy tokony milatsaka ary tara ny fanaterany dosie kanefa neken’ny CES dia i Neny no mizaka ny vokany na dia tsy matahotra sazy aza isika. Ny marina, hoy i Manoela dia diso hatramin’ny nanekena an’i Andry Rajoelina ho filohan’ny tetezamita ny tantara ary ny lalàna avoakany dia eken’ny iraisam-piurenena fotsiny toy ny amnistia vao haingana. Raha mbola tazomina any am-ponja ny miaramila efatra dia tazomin’ny FAT hatrany izany ny didy momba ny raharaha “07 febroary 2009” ary iampangana ny filoha Ravalomanana. Tsy misy vahaolana intsony izao afa-tsy ny FFKM, hoy i Manoela.

RHR

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT