- Alarobia 05 Desambra 2012
Actualités.Fitokonan’ny mpiraki-draharaha Manomboka manahirana ny polisy
Raha ny hita omaly dia manomboka sahirana ny polisy noho ny fikatonan’ny fitsarana vokatry ny fitokonan’ireo mpiraki-draharaha.
Hamaky ny tohinyRaha ny hita omaly dia manomboka sahirana ny polisy noho ny fikatonan’ny fitsarana vokatry ny fitokonan’ireo mpiraki-draharaha.
Hamaky ny tohiny“Itony ilay boky nodorana kanefa tsy may”, hoy ireo mpivarotra eny an-dalana rehetra eny.
Hamaky ny tohinyEfa tena ao anatin’ny asa maha filohan’ny komity manokana eo anivon’ny Antenimieran’ny varotra Toamasina (CCIT), ny filoha vaovaony Atoa Rajaonah Mbola, raha avy nifanolana tamin’ny filoha teo alohany izay nanasarotra ny fandraisany ny asany. Nisy ny resaka nifanaovan’ny Tia Tanindrazana taminy.
Hamaky ny tohinyTsy mbola mampandry saina ny FAT ihany hatramin’izao ny fotoana mety hahatongavan’ny filoha Marc Ravalomanana sy ny vady aman-janany eto Madagasikara, indrindra amin’izao ankatoky ny fanomanana ny fifidianana izao.
Hamaky ny tohinyTotoafo ny filazana herinandro vitsy lasa izay fa mpanao politika no ao ambadiky ny raharaha Remenabila.
Hamaky ny tohinyNentina vadina manamboninahitra nanaovana bizina lodsia tany Ihotsika, Kaominina Mahavelona Foulpointe ny fiaran’ny tafika Malagasy, natao hanatanterahana ny asany amin’ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany ary ny tanindrazana, araka ny filamatry ny tafika.
Hamaky ny tohiny