Moďse Rakotosihanaka

> Nodimandry teo amin’ny faha-80 taonany


  • Zoma 09 Aogositra 2013

Nodimandry omaly maraina teo amin’ny faha-80 taonany i Moďse Rakotosihanaka.

Isan’ireo tanan-kavanan’ny Amiraly Ratsiraka izy, ary tsy mba nivadika tamin’ity farany na inona na inona fitsokan’ny rivotra politika teto. Diplaomaty ny tenany, ary lehiben’ny arofenitra tamin’ny fitondrana Ratsiraka izy. Efa Loholona Arema notendren’ny Amiraly ihany koa. Hoy ny teniny tamin’ny tafatafa farany nifaovany tamin’ny Tia Tanindrazana ny alahady 10 jona 2012 raha avy namonjy ny fitoam-pivavahana niaraka tamin’ny mpanao politika maro notarihan’ny FFKM teny amin’ny fiangonanana EKAR Ambatonilita izy : « Izaho dia tsy mahay miresaka firy. Faharoa tsy hitako koa izay mbola ho lazaina, ka aleoko mangina fa misy ny fotoana tokony hitenenana ary misy koa fotoana tokony hanginana. Efa nambaranay ombieny ombieny fa mila miresaka isika Malagasy rehetra ka izay tapaka sy voasonia avy eo no eken’ny besinimaro ho famahana ny krizy. Dia izay ihany”.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT