• Talata 29 Janoary 2013
Actualités.Ampefiloha Cité Nitory ireo mpivarotra noroahina

Notorian’ireo mpivarotra “fripperie” sy lasopy, kojakoja fanolo amin’ny moto sy fiarakodia sns … etsy Ampefiloha eny amin’ny Tribonaly Anosy ny Sefom-pokontanin’Ampefiloha sy ireo namany, toy ny polisin’ny tsena, voalazan’izy ireo fa niantso vahoaka tamin’ny “mégaphone” mba handroba ny fananan’izy ireo sy hanao fitsaram-bahoaka ihany koa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2013
Actualités.Banky Iraisam-pirenena 170 tapitrisa dolara ho an’ny sehatra ara-tsosialy

Tsy mamela ny vahoaka Malagasy hilentika tanteraka ao anatin’ny fahantrana ny Banky Iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2013
Actualités.FIP Toamasina Henjana ny taona 2012

“Fanafihana mitam-piadiana mahery vaika, fakana an-keriny, trafika andramena amin’ny lalam-pirenena, famakiana magazay sy halatra jirofo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2013
Actualités.Fitadiavana asa Itangoronana ny vavahadin’ny Zone

Araka ny fanadihadiana natao dia mitombo tsy toy ny teo aloha indray ny isan’ireo olona tonga mitady asa eny anivon’ireo orinasa maro samihafa eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2013
Actualités.Fanomanana fifidianana Misavorovoro ny CED Antsirabe

Misavorovoro ny rantsan’ny CENI-T ao amin’ny Distrikan’Antsirabe I na CED. Re mantsy fa mitaky ny fanesorana ny filohan’ny CED ireo mpikambana 06 amin’ireo mpikambana 08 ao satria mahatsapa fa ho henjana ny fiatrehana ny tena asa mandritra ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT