• Alarobia 06 Febroary 2013
Actualités.AmbondronA Hiaka-tsehatra miaraka amin’ny raki-kira vaovao

Hifanome fotoana amin’ny mpankafy azy ao amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny tarika AmbondronA amin’ny alahady 24 febroary ho avy izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Febroary 2013
Actualités.Fanadihadian’ny CST “Novonoina Rtoa Nadine Ramaroson”

Nanao tatitra ambangovangony ny vokatry ny fanadihadiany nandritra ny hadimiana tany Toamasina ireo mpikambana eo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita mivondrona anaty kaomisiona manao fanadihadiana momba ireo raharaha mafana eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2013
Actualités.Sivana amin’ny fampahalalam-baovao Miaro tena mafy ny RNM sy TVM

Voakiana matetika amin’ny gazety ny fahitalavi-pirenena sy ny onjam-peom-pirenena noho ny fampahalalam-baovao mitongilana amin’ny mpitondra sy ny sivana atao amin’ny antoko mpanohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Febroary 2013
Actualités.Tolagnaro Feno barazy ny tanàna, nikatona ny Lapan’ny Faritra

Tapaka avokoa ny fifamoivoizana ao an-drenivohitra Anôsy omaly alakamisy 31 janoary, nanomboka ny maraina. Miainga eo amin’ny Kaleta Hotel mihazo ny lalana Bazaribe, lalana midina any amin’ny Ladoany ka hatrany amin’ny Toby Miaramila (Camp Flacourt).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Febroary 2013
Actualités.Oniversite Antsiranana Itsabahan’ny Frantsay ny fifidianana filoha ?

Charles Bernard sa Manorohanta Cécile ? Fanontaniana tsy mbola misy valiny mazava io hatramin’ny anio, mikasika izay ho filohan’ny oniversiten’Antsiranana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Febroary 2013
Actualités.Tolagnaro Hakatona ny Radio Josvah FM 90Mhz ?

Mahoraka any Fort-Dauphin indray izao fa tadiavin’ny fanjakana hakatona ny Radio Josvah FM 90 mhz.

Hamaky ny tohiny
FTT