Zanak’i Dada – Antsohihy

> Fampihavanana aloha vao fifidianana


  • Sabotsy 24 Aogositra 2013


Manoloana ny zava-mitsy eto amin’ny firenena ankehitriny dia namoaka fanambarana nosoniavin’ny filohany, Atoa Cheamad, ny Zanak’i Dada any amin’ny Distrikan’Antsohihy, Faritra Sofia milaza fa lavin’izy ireo ny lisitra vaovao navoakan’ny CES sy ny datim-pifidianana navoakan’ny CENI-T. Aoka i Madagasikara ho an’ny Malagasy, hoy ny fanambarana. Mitaky ny hanatanterahana haingana ny fampihavanam-pirenena izay tarihan’ny raiamandreny FFKM, ny Zanak’i Dada any amin’ny Distrikan’Antsohihy. Fitoniana aloha vao fifidianana, hoy izy ireo, fa tsy araka izay nolazain-dry Joaquim Chissano hoe : fifidianana vao fihavanam-pirenena satria tena fampiadiana an-trano ny Malagasy izany. Manaitra ny Malagasy rehetra hitsangana, ny Zanak’i Dada any Antsohihy manoloana ny fanimbazimbana sy fanosihosena ny hasina maha Malagasy azy.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT