Tolagnaro

> Tokantrano maro lasibatry ny tora-bato


  • Sabotsy 24 Aogositra 2013


 

Misy andian’olona mampihorohoro sy manakorontana ao an-tampon-tanànan’i Tolagnaro tato ho ato. Tokantrano maro no mitondra faisana vokatry ny tora-bato ataon’izy ireo. Ny tafontrano sy ny varavarankely no tratra amin’izany. Tsy fantatra izay tena antony. Mazàna dia manodidina ny amin’ny 8 ka hatramin’ny 9ora alina no isehoany. Ny herinandro teo, tao amin’ny kartie Ambinanikely dia renim-pianakavina iray sendra nivoaka ny trano no voatoraka teo amin’ny fihirifany, ka torana tsy nahatsiaro tena. Lasa nirifatra nitsoaka ireo andian-jatovo nahavanon-doza. Fa mahazo laka koa ny halabotry ny vaky trano saika manerana ireo kartie 11 ao an-tampon-tanànan’i Tolagnaro ao.

 

 

 

Natiora OTH

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT