- Zoma 08 Martsa 2013
Actualités.Ambositra Nirehitra ny foiben’ny Jirama
Miaina anaty haizina ny tanànan’Ambositra.
Hamaky ny tohinyMiaina anaty haizina ny tanànan’Ambositra.
Hamaky ny tohinyNy zava-nitranga tany Mandritsara farany teo dia toa manaporofo hatrany fa miha tsy matoky ny fanjakana, ny vahoaka ary efa manomboka tsy matahotra fanjakana.
Hamaky ny tohinyOmaly tsy miova. Tsy mbola ho amin’ity 08 martsa andron’ny vehivavy ity no hahatongavan-dRtoa Lalao Ravalomanana an-tanindrazana, hitsabo ny reniny.
Hamaky ny tohinyFomba fa tsy fanompoan-tsampy ny taom-baovao Malagasy. Ny Trano Kolotoraly Malagasy no niaviany, hetsika ara-kolontsaina iray lehibe anisan’ny maha firenena ny firenena Malagasy ka tsy azo hadinoina na hodian-tsy hita.
Hamaky ny tohinyNanova fomba fiasa ny ladoany Malagasy nentina nanatsarana ny fanaovana lavanty eo anivon’ny seranantsambon’i Toamasina.
Hamaky ny tohinyHerintaona tamin’iny volana febroary iny ny tolona nataon’ireo mpampianatra mivondrona amin’ny sendika SEMPAMA.
Hamaky ny tohiny