• Talata 12 Martsa 2013
Actualités.Miaramila Hiaro sa hamono vahoaka ?

Asa na efa tena miha ratsy ny eto amintsika na noho ny krizy dia lasa manaotao foana ny olona, fa ny miaramila avy izao no efa mitondra basy mandeha manafika tranon’olona, tahaka ny nitranga teny Itaosy ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny

  • Alatsinainy 11 Martsa 2013
Actualités.Jeneraly Ratrimoarivony Guy Ny fahantran’ny vahoaka no fototry ny tsy fandriampahalemana

Rehefa dininhana tsara ity resaka tsy fandriampahalemana ity, hoy ny Jeneraly misotro ronono Ratrimoarivony Guy, dia fantatra fa miainga amin’ny fahantran’ny mponina izy io amin’ny ankapobeny. Tena mihamahantra ny olona, hoy izy, fa tsy misy ny asa ara-dalàna ataony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Martsa 2013
Actualités.Vokatry ny krizy Niha maro ny mpivarotena ao Toamasina

Nijoro tamin’ny taona 1993 ny fikambanana FIVEMITO na “Fikambanana Vehivavy Miavo-tena Toamasina”, tarihin-dRtoa Razafindravao Germaine, izay efa niaina nandritra ny taona maro tao anatin’ny fampanofana tena (Travailleuse du sexe : TDS). Tany am-boalohany dia niisa 1.700 ireo TDS mpikambana.

Hamaky ny tohiny
FTT