Nelson Mandela

> Nivoaka ny hopitaly omaly


  • Alatsinainy 02 Septambra 2013


Nivoaka ny hopitaly nitsaboana azy hatramin’ny 8 jona 2013 ny filoha afrikanina tatsimo teo aloha Nelson Mandela. 95 taona ny lehilahy ankehitriny ary olana amin’ny taovam-pisefoana no nidirany hopitaly farany teo. Tsy mbola tomombana ny fahasalaman’i Madiba saingy afaka namonjy ny toeram-ponenany ao Johannesburg izy omaly maraina, ary any indray no tohizana ny fitsaboana natao azy tany amin’ny hopitaly.

 

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT