• Alakamisy 14 Martsa 2013
Actualités.Kaominin’i Toamasina Renivohitra Maloto ny tanàna, tsy voaloa ny karaman’ny mpiasa

Ao anatin’ny loto sy fofona maimbo tanteraka i Toamasina ankehitriny. Tsy voafehin’ny Kaominina intsony ny fanalana ireo fako amin’ireo tsena goavana, sy amin’ireo toerana efa natokana ho fanariana ny fako.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Martsa 2013
Actualités.Tsy ampy ny vola Mikoropaka ny ministeran’ny Atitany

May volon-tratra ny ao amin’ny ministeran’ny Atitany ka miantsoantso isan’andro ny amin’ny tokony hanomezan’ny fitondrana tetezamita indray ny ampaham-bola hanatanterahana ilay “opération” kara-panondro sy ny fizarana kopia mitety vohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Martsa 2013
Actualités.Taratasy ho an’i Jean Aleo enjehin’ny omby masiakan’ny dahalo

Telo alina nisesy aho izay ry Jean tsy mba nopizin-tory mihitsy fa zary nivandravandra tao anaty haizina tao foana â !

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Martsa 2013
Actualités.Vokatry ny rivodoza Haruna Ahiana ny tsy fahampian-tsakafo

Asa nimasoan’ny Care International vao lasa ilay rivodoza Haruna ny fanaovana sidina avy eny ambony ireo faritra dibo-drano, ny trano rava ary ny fahavoazan’ny vokatra ahafahana mamaritra ny filàna maika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Martsa 2013
Actualités.Ady any Mali Saika natao teto Madagasikara

Feno roa volana tamin’ny 11 martsa teo no niadian’ny tafika Frantsay tany Mali. Mitovitovy tamin’ny zava-nisy teto Madagasikara tamin’ny 2009 ny zava-nitranga tany Mali tamin’ny 2012, saingy haingam-piavy kokoa ny ady.

Hamaky ny tohiny
FTT