Syria

> Ambivitra ny fanafihana amerikanina


  • Alarobia 04 Septambra 2013


Maka toky ary miandry ny fanohanan’ny Kongresy amerikanina ny filoha Barack Obama mialoha ny hidirany an-tsehatra amin’ny fanafihana any Syria, hampitsaharana ny vono olona ataon’ny fitondran’i Bachard al Assad. Namory ireo lohandohan’ny mpisorona ao amin’ny Kongresy tao amin’ny “Maison blanche» i Barack Obama omaly ary miroso mankany amin’ny fanafihana ny raharaha. Milaza ny hiditra an-tsehatra koa ny Frantsay, saingy tsy handeha irery fa miankina amin’izay fanapahan-kevitry ny Amerikanina.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT