• Talata 02 Aprily 2013
Actualités.Rajaonah Mbola Joseph “Ny fasahiana no antoky ny fahombiazana”

Vita ny fifidianan’ny antenimieran’ny varotra Toamasina ankehitriny. Hifarana ny alarobia 03 aprily izao ny asan’ireo “comite ad’hoc”. Nisy ny resaka nifanaovana tamin’Atoa Mbola Joseph Rajaonah filohan’ny “comite ad’hoc” mikasika ny fahombiazan’izy ireo tao anatin’ny volana vitsy teo anivon’ny CCI Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2013
Actualités.Zava-nisy tamin’ny 1947 Fitantarana avy amin’ny tanora

Fijoroana vavolombelona hafakely, tsy toy ny mahazatra avy amin’ireo voalaza fa Bekotro maroholatra ity taterina aminao an-gazety ity avy amin’ny fandalovan’ny iraka manokan’ny Tia Tanindrazana tany Amboasary Gara anelanelan’i Moramanga sy Ambato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Martsa 2013
Actualités.Disadisa Kwok Hing sy First IMMO Mijoro miaro ireo mpiasa ny Me Olala

Ity tokoa no tonga amin’ilay fitenenana hoe ny lehibe no miady ka ny zaza no voaporiporitra. Mpiasa 3.000 mahery tokoa mantsy no zary tsy an’asa noho ny disadisa misy eo amin’ny orinasa afaka haba Kwok Hing eny Andranomena sy ny First Immo tompon’ny trano nofainy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2013
Actualités.Fanendrena «Administrateurs des services financiers» Fandikan-dalàna miaro kiantranoantrano

Fandikan-dalàna tsotra izao no natao tamin’ny fanendrena «Administrateurs des services financiers» na ASF miisa 5 tao amin’ny Ministeran’ny tetibola.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2013
Actualités.Gaboraraka ny fadintseranana Sokatra 75 arovana mafy, any Thailandy vao sarona

Mbola ilaina ve ny sampandraharahan’ny fadintseranana sy ny borigady manara-maso ny seranam-piaramanidina ? Mivoaka malalaka eto amintsika avokoa mantsy rehefa harem-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2013
Actualités.Ilakaka Miakatra ny feo vokatry ny fahatapahan-jiro

Atahorana hivadika tranga hafa tanteraka ny vokatry ny tsy fandehanan’ny jiro any Ilakaka. “Miala Maherilah fa mampijaly vahoaka. Jirama no ilainay”.

Hamaky ny tohiny
FTT