Alain Ramaroson

> Hifandona amin’ireo mpibodo tanin’olona


  • Zoma 06 Septambra 2013


Tonga nitaraina tamin’ny filoha lefitry ny vaomieran’ny fananan-tany eo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita, Atoa Alain Ramaroson, teny amin’ny trano fonenany eny Andoharanofotsy omaly ny solontenan’ireo fianakaviana niharam-boina noho ny resaka ady tany amin’ny teratany vahiny sy/na mpanambola Malagasy ihany koa tahaka ny avy eny Amoron’Akona Andralanitra, Bongatsara, Soavimasoandro, Ambohimahitsy, Ampitatafika, Ankaraobato, Betsizaraina, Anosiala Ambohidratrimo, Soamanandrariny ary Antanandrano. Nampanantena i Alain Ramaroson fa hidina ifotony hijery ny zava-misy marina any amin’ireo toerana ireo. Tsy ekeko ny fanaovana zinona ny Malagasy mitovy amin’ny tena sy marefo, hoy izy. Mahagaga fa efa navoakan’ny filankevitry ny minisitra ho lalàna ny tsy hikitikitihana na koa handroahana olona amin’ny tany misy azy ao anatin’izao tetezamita izao nefa dia ny mifanohitra amin’izay no miseho etsy sy eroa ary miseho lany manerana ny Nosy, hoy izy.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT