• Alakamisy 23 Mey 2013
Actualités.Ady amin’ny valala Tsy voatery handaniana volabe

Tsy mahalany 4 tapitrisa dolara akory isika dia tokony hahafehy tanteraka ny valala fa tsy ilana 20 tapitrisa dolara izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2013
Actualités.FIM Be fanantenana ny mpandraharaha Renioney

Mafy ho an’ny sehatra tsy miankina eto amintsika ny miaina krizy lavareny nefa afaka mihoatra hatrany ny orinasa ary mety afaka mampitombo ny ambaindainy aza rehefa misy fikirizana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2013
Actualités.Famingavingana sy fihantsiana vahiny Iza no hosamborina ?

Ny haino aman-jerin’ny filohan’ny tetezamita no tena nanao ny dokambarotra niantsoana ny olona ho avy teny amin’ilay fihetsiketsehana teny Ankorondrano omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Mey 2013
Actualités.Fisolokiana tao amin’ny Banky Foibe Olona miisa 24 no voarohirohy hatramin’ny omaly

Olona miisa 24 miandahy, miambavy hatramin’ny omaly no fantatra fa voarohirohy ao anatin’ilay raharaha fisolokiana avo lenta nitranga tetsy amin’ny Banky Foibe Antaninarenina ny zoma lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Mey 2013
Actualités.Randriamahefa Benjamina “Tanjonay ny ady amin’ny fitiavan-tena”

Resadresaka nifanaovan’ny Tia Tanindrazana manokana tamin’Andriamatoa Randriamahefa Benjamina filohan’ny fikambanana TAMIA na TAnora MIAntsehatra naoriny tamin’ny taona 2011 mikasika ny raharaham-pirenena sy ny sosialim-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT