Tsiaro an’i Jérôme Randria

> Hanampiana an-dRailôla mararin’ny homamiadana


  • Zoma 13 Septambra 2013

Tsy salama ary mila fitsaboana noho ny aretina homamiadana mahazo azy Railôla, hoy i Haingo mpiara-mihira aminy nampita hafatra tamin’ny mpanao gazety omaly.

Ho tolo-tanana ho amin’izany, hoy izy, dia hisy ny fiakarana an-tsehatra in-droa miantoana hatao. Ny voalohany dia hotanterahin’ireo mpiara-mihira aminy ao amin’ny Railôla-Band eny amin’ny trano filanonan’ny SK Melody eny Mandriambero-Ambohidratrimo, ny takarivan’ny zoma 4 oktobra ho avy izao. Ny alahady 5 oktobra kosa dia mpanakanto sangany fanta-daza maro no hifamotoana, etsy amin’ny trano fanaovam-petin’ny sekoly Ste Famille Mahamasina. Hiaraka hamelona ny hiran’i Jérôme Randria izy ireo. Tsara ny manamarika fa mbola notohizan-dRailôla niangaliana sy novelomina ny hiran-drainy ka sarotra ny manavaka ny feon’izy mianaka raha mihaino maimaika.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT