Oniversiten’i Vakinankaratra

> Handray mpianatra ny volana novambra


  • Zoma 13 Septambra 2013


Mitohy ny asa fananganana ilay oniversite ao Vakinankaratra na dia niova aza ny lehiben’ny Faritra. Nambaran’Atoa Andriamasimanana Samuel Bertin fa totoafo ny fanomanana ny fidiran’ireo mpianatra hisantatra izany amin’izao fotoana satria efa voafaritra fa ny volana novambra izao dia efa handray mpianatra ity oniversite ity, ka ny sampana pôliteknika sy ny “Agronomie” no hisantarana azy noho ny tanànan’Antsirabe izay azo lazaina fa tanànan’ny orinasa sy ny famokarana. Mahazo matoky, araka izany, ny mpianatra izay afaka bakalorea eo fa afaka hifaninana hiditra ao amin’ity oniversite hosokafana eto Antsirabe ity, izay miankina mivantana amin’ny fanjakana.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT