Dhaqabo Ebba

> Etiopianina 160 taona ary antitra indrindra erantany


  • Zoma 13 Septambra 2013


Teratany etiopianina fantatra amin’ny anarana hoe Dhaqabo Ebba no tombanana ho lehilahy antitra indrindra eran’izao tontolo izao. Raha ny filazany dia 160 taona izy ankehitriny. Mbola tsaroany ny fananiham-bohitra nataon’i Italia tany Etiopia tamin’ny 1895. Salama tsara izy mbola miranirany ny nifiny, tsy mbola very tadidy. Manaiky ny hanaovana fitiliana hanamarinana ny taonany i Dhaqabo Ebba, noho ny tsy fisian’ny antontan-taratasy mazava milaza ny tena nahaterahany. Tsiahivina fa teratany japoney, Misao Okawa, kosa no vehivavy antitra indrindra hita hatreto. 114 izy ankehitriny.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT