• Talata 16 Jolay 2013
Actualités.Vokatry ny fiovan’ny toetr’andro Betsaka ny olona voan’ny sery sy kohoka

Miovaova be ihany ny toetr’andro any Ambatondrazaka. Tsy voafaritra intsony hoe ririnina sa maintany fa indraindray mafana, vetivety foana indray dia mangatsiaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2013
Actualités.Trip Advisor’s Traveller’s Choice Award 2013 laharana faha-10 i Nosy Be

Na dia miaina ao anatin’ny krizy politika, sosialy ary toekarena lavareny aza ny vahoaka malagasy dia misy ihany ireo sehatra izay mampihiratra an’i Madagasikara eo amin’ny fifandraisana amin’ny any ivelany. Iray amin’ireny ny tontolon’ny fizahantany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jolay 2013
Actualités.Mpianatra malagasy any Rosia Hadinon’ny fitondrana tetezamita tanteraka ny fisiany

Tsy mbola voavaha ny fahorian’ireo mpianatra any Chine noho ny vatsim-pianarana sy ny fanampiana isan-taona tsy voaloan’ny fanjakana tetezamita, dia izao mitranga indray ny an’ireo mpianatra Malagasy any Rosia izay tsy nahazo vatsim-pianarana sy fanampiana tao anatin’ny herintaona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2013
Actualités.Fipoahan-javatra mahery vaika Zaza roa naratra mafy, iray miady amin’ny fahafatesana

Zazalahy roa mpinamana no naratra mafy tao Tanamakoa Toamasina, nipoahan’ny zavatra nolalaovin’izy ireo omaly tokony ho tamin’ny 9ora sy sasany maraina. Raha ny fanazavan’ireo mponina manodidina ilay fipoahana dia zavatra narehitr’izy roalahy ity nipoaka mafy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2013
Actualités.Antsirabe Nitokona ireo taksibe sasany

Nitokona ny kaoperativa mpitatitra sasany ao an-drenivohitry ny Faritra Vakinankaratra ny marainan’ny talata 09 jolay.

Hamaky ny tohiny
FTT