- Talata 17 Septambra 2013
Mananara Avaratra
Saika norotahan’ny vahoaka indray ny polisy
Mbola hita taratra ao an-tanànan’i Mananara Avaratra ny takaitra navelan’ilay sakoroka nitranga tamin’ny volana mey 2013 nifandonan’ny polisy sy ny vahoaka tany an-toerana noho ny resaka delestazin’ny Jirama ka voatery nanakatonana vonjimaika ny Kaomisarian’ny polisy.
Hamaky ny tohiny