HAFARI Malagasy

> Nisy namaky ny birao, very ny kahie firaketany


  • Alatsinainy 16 Septambra 2013


Eo am-piandrasana ny fotoan-dehibe hifanatrehana amin’izay tompon’antoka amin’ny fanotorana tany tsy nahazoana alalana etsy Anosizato Atsinanana rahampitso talata maraina dia nitohy ny “sit-in” nataon’ireo Fokonolona manana olana ara-tany tonga nitaraina tao amin’ny HAFARI Malagasy ny sabotsy teo tetsy anoloan’ny biraon’ity tambajotra mpiaro ny zon’olombelona ity. Tao anatin’izany ihany koa anefa no nanambaran’ny filohan’ny HAFARI fa nisy namaky tamin’iny herinandro lasa teo iny ny biraon-dry zareo ka lasa tamin’izany ireo vilany sy kojakojan-dakozia fampiasan’ny fikambanana ary koa ny kahie fandraiketana an-tsotra ny fitarainan’ny olona miaraka amin’ny adiresy sy ny laharana telefaonin’izy ireo. Nampiasain’ny olon-dratsy hamitahana olona io kahie io amin’ny alalan’ny fiantsoana mivantana ireo olona manana olana ao ka angatahany vola rehefa lazainy fa hainy ny miaro izay manatona azy. Miangavy ny olona izahay mba ho mailo, hoy ny HAFARI.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT