• Alakamisy 19 Septambra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2013
Tirike
Mpanakanto niofo ho mpanao politika koa

Toy ny olom-pirenena malagasy rehetra ny tenanay mpanakanto ka manan-jo handray anjara amin’ny adihevitra politika hitantanana ity firenena iombonana ity

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2013
Fadintseranana Malagasy
Tsy hampiasa taratasy intsony afaka 10 volana

Ho fanohizana sy ho fanatrarana ireo tanjona goavana amin’ny fanarahana ny fivoaran’ny toetrandro ary efa napetraka tao anatin’ireo paik’ady roa nifanesy tamin’ny taona 2005-2008 sy ny taona 2008-2012 hotanterahan’ny Fadintseranana Malagasy ny vina iombonana mba ho sampandraharaha fitaratra ny fitantanana ao amin’ity asam-panjakana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2013
Monja Roindefo
Tokony hisazy ireo kandida tsy manara-dalàna

Manoloana ny famoriam-bahoaka miendrika fampielezan-kevitra sahady ataon’ny kandida sasany, indrindra ny kandidam-panjakana dia miantso ny CENI-T handray andraikitra i Monja Roindefo izay kandida ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2013
Beakanga-Mandoto
Omby 40 lasan’ny dahalo, olona 2 maty voatifitra

Nandravarava indray ny dahalo any amin’iny Distrikan’i Mandoto iny ny faran’ny herinandro lasa teo ary nitohy alatsinainy 16 septambra. Lasibatra ny tanànan’i Beakanga, Kaominina Vasiana ka nahaverezana omby miisa 40, ary olona roa no maty vokatry ny fifandonana.

Hamaky ny tohiny
FTT